Shyn Mila vonjy

299,665
0
Published 2011-02-15

All Comments (21)
  • Zodizody zah niala ny marina tsy hita hoe aiza Hatrizay zah niambina tsiky tsy nahazo valiny Ratram-poko mandreraka tsisy olom-bo hitarainako Samy mipetraka samy malaka ho azy amin’ny fiainany REF: Variagna ny rendrarendra ambonin’ny tany tsy hateza Nagnadino fa misy ano agny mbola miambigny Variagna ny laingalaingan’ny Satana te handavo Nalemy fanahy keh ditra no nankatoaviko Ray diso zah keh nibaboko Fay diso zah ke nifona Ray ianao ’raiky no fanafody Mpanasitrana anay, Ray Tsitoha Satria maro ny adidy keh adino aby ny andro Alahady Natakaloko asa sy famelomam-bady Niazakazaka mitsiky zah: mandigny aho rah mbola Zary mbo nahatadidy: nagnano aoka REF: Variagna ny rendrarendra ambonin’ny tany tsy hateza Nagnadino fa misy ano agny mbola miambigny Variagna ny laingalaingan’ny Satana te handavo Nalemy fanahy keh ditra no nankatoaviko Ray diso zah keh nibaboko Fay diso zah ke nifona Ray ianao ’raiky no fanafody Mpanasitrana anay, Ray Tsitoha Notantananao zah mbo ho olom-baovao Diovinao zah sy nahintsinao tamin’ny rariny Feno hery Nofoazinao zaho Navahanao Ny ratsy nangeja: tsy nisy foana ny tanjany Noho ianao Notantananao zah mbo ho olom-baovao Diovinao zah sy nahintsinao tamin’ny rariny Feno hery Nofoazinao zaho Navahanao Ny ratsy nangeja: tsy nisy foana ny tanjany Yeah Ray, Ray, ô ô Ray, misaotranao zah oh oh Ray, Ray, ô ô Ray yeah... Misaotranao zah, nanomia hery!
  • belle chanson, elle me fait penser a mon fidel ami Bebe radjiabo originaire de diego... que de beau souvenir, bisou a lui...
  • @sumanrai2798
    i lik dis wun song for lord thank you so machy lord giv me for sabat and me from madagscr my nam is vavitiana nadia and me i will prey for me becuas god is giv me evrew all
  • Inona Moa No Azoko Lazaina Afa tsy Hoe Ho Velona Mandrakizay Anie Ny GADOKIRA RMB Indrandra Fa Ny EVENJELIQUE
  • @sumanrai2798
    andriamanitro ampahereza aho satria nandao ny sabatanao ka lasa aty antaninolo ivelana aty tompo o^♥♡♥♥♡♡ i love so machy god is my lef my nam is vavitiana nadia from maroantsetra and me seven 7day advantest
  • @sumanrai2798
    i love lord so mach♥♥♥♡♡♡♣♣♣☆★★☆♥♥♥♥♡♡♡god is nic